- Видео 17
- Просмотров 1 313 111
richia79
Добавлен 15 фев 2008
Видео
toi et moi Jésus
Просмотров 15 тыс.13 лет назад
Toi et moi Jésus, Qu'est ce qu'on s'entend bien, Je ne suis pas parfait, J'ai souvent peur pour rien, Ensemble on à déjà fait Un bout de chemin, et même quand je suis fatigué, Tu me conduis plus loin
IL nous faut croire
Просмотров 16 тыс.13 лет назад
Il nous faut croire en Lui, Son grand amour est répondu dans mon Cœur, C'est de sa joie qui remplis toute ma vie! gloire à son Nom
SHALOM
Просмотров 63 тыс.13 лет назад
une chanson de les inoubliables dans l'album Je veux vivre( jude 25)
Zanahary Tahio Ny Tanindrazanay (FFPM 734)
Просмотров 168 тыс.15 лет назад
Salamo 65:7 « MAMPITSAHATRA NY FIROHONDROHON'NY ONJAN-DRANOMASINA IZY, SY NY FITABATABAN'NY FIRENENA. » Fih. 734 Zanahary ô tahio Ny tanindrazanay, Handroso lalandava, Handry fahizay. Enga anie hanjaka ao Ny saina mahay miray, Dia ho tany sambatra Ilay Madagasikaranay. Ireo mpitondra anay Arovy lalandava koa, Tolory saina hendry, Kinga sy mahay. Ka ny marina anie no Mba hanjaka ao tokoa, Dia ho...
J'adore la chanson malagasy
❤❤🎉
Driiiii 06/07/24🎉
Juin 2024 mbola ato ihany mankafy ❤
Amen ❤❤❤❤❤❤❤❤
Amen
Le monde est triste plus rien ne va
mankasitraka tompoko
🙌🏾❤
Zanahry ô tahio ny tandrazanay, dia hobtany sambatra lay Madagasikaranay🙏🙏
2024 mbola eto e !
Zanahary ô, ilay Madagasikaranao, Madagasikanay
Dia ho tany sambatra ilay madagasikara anao 😭
Tsara laotra hira nareo tarika jean rigo
C'est bizarre là elle est belle si on compare à maintenant
AMEN Alléluia AMEN !!!!❤️🎚️❤️🕊️GLOIRE LOUANGE HONNEUR PUISSANCE A L'ÉTERNEL NOTRE DIEU AMEN GLOIRE À DIEU En JÉSUS CHRIST MERCI soyez bénis ❤️
Reveko ty vazo tyh
❤️❤️❤️❤️❤️2023❤️❤️❤️❤️❤️
Une merveille ce chant j'aime trop je l'écoute en boucle
2023 mbola tsy lany hamamiana amiko ty hira ty 💖
❤❤❤❤💘
Hira feno anatra, ho an'ireo tsy vonogny hanambady, aza lalaovina ny fon'olo. Avelao izy hitady ny anjarany ... Hiran'olo taloha izy io, satria @zao maro ny miarakaraka fotsiny amizao. Taloha, t@ fotoan'ny dadabe, na RAD tsika; tsy maintsy olo efa niboaky tao @RAD efa nanome toky fa hampiakatra e azo iarahana. Olo fantatra oe zanak'ia. Olo fantatry fa oe ho vady ...
Mbola mihaino 2022
Tsara be ilay hira. Mahay be mintsy ry Jean Rigo raha resaka arrangement sy originalité 😀😀😀
Amen 🙏
💜🇲🇬
Çes bél
Merci beaucoup ❤⚘❤
[PAROLES] 1. Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy N’aiza n’aiza misy ahy 2. Ny androko rehetra atolotr’Azy Ka ny hazavany no hanjak’ao Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao
Yo
Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Fiv : Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy x2 N’aiza n’aiza misy ahy 2. Ny androko rehetra atolotr’Azy Ka ny hazavany no hanjak’ao Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Fiv : Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy x2 N’aiza n’aiza misy ahy
Mankasitraka ❤❤❤❤
❤️
Tena tsara 👍
07/02/2022 ♥
K’aza atao sary tiagna zaho malala eh Sahiragna zaho koragnanao miôva isanandro io oh K’aza atao kilalaonao zaho koa tsy hangala zaho anao Tsy hagnano mapaza lahiny aminakahy anao Handrara hamoa Na anao mbola tia na anao ’fa tsy tia Volagna marigne k’aza asitriky Kôragnanao bôka karaha tsy hanjary Aleo samy mitady ny anjarany (in-2) Tiava zaho koà tianao fitiavako anao Tiava zaho koà tianao ô fitiavako anao Tiako ambara anao Mba mety misy olo tia zaho any Izy koa anao ’fa tsy ahefa ambarà Aza atao vono aomby nampahia zaza zaho.... Ambilà zaho, ambilà zaho miamby ny anjarako Ambila zaho handeh manokana Ambilà zaho, ambilà zaho miamby ny anjarako Ambila zaho handeh manokana zaho Na anao mbola tia na anao ’fa tsy tia Volagna marigne k’aza asitriky Kôragnanao bôka karaha tsy hanjary Aleo samy mitady ny anjarany (in-2)
Misaotry ame tononkira
Décembre 2021❤❤❤
Succès Madame Melky un jour je chanterai avec toi surprise ok merci super chanson surtout le texte
Mbol tiako fo ai
Amen Amen je suis née pour te louer Amen .
Masina ny tandrazaina ô
asecrytbf
un chef d'oeuvre !
Tsy hamboly mapaza lahiny ato eeee hihihi
J’avais 12 ans à l’époque. Ça a marqué mon enfance 😊, voici que je la réécoute en 2021 🤗.
Jolie découverte pour moi today
Amen! Paix ! Amour ! Pureté ! Sainteté ! Bonheur parfait ! Welcom ! Welcom ! Welcom ! Amen ! Amen ! Amen !
raha tsisy ny youtube dia tsy nahafantatra izany hira tsara izany aho
Ten ts fanadino ny taloha afa fon ny filling ny hira taloha, mankasitrk atrany e.
Stay blessed
Extraordinaire !! Gloire à DIEU !!🕊🙏🏾🙂